Teny iditra | ![]() |
dingina |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fijoron-javatra manondro lanitra; fihoarana, fanongonana [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | going beyond others in honours, marks in examinations, etc; advance, excess [Richardson 1885] | |
Sampanteny | dinginana, fidingina, fidinginana, idinginana, mahadingina, mampidingina, midingina, mifampidingina, mpidingina, tafadingina | |
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02 |
![]() |