Teny iditra adirafitra aniditra
Singan-teny adirafitra ; iditra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanambarana singa roa misy lahiny sy lavaka mifampiditra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Assemblage, montage à tenon et mortaise [1.13]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20