Teny iditra iditra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsofohana ao anatin' ny...: Tsy tsara iditra ny fanalahidy ka tsy mety mihodina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  ilitra is used in the provinces [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay débit, entrée. [Voambolana: Toe-karena: ara-bola ary fitantanana] [SLP 1986]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31