|
|
|
|

Teny iditra1  adiridiry
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra be: Aza adiridiry ohatra izao ny masonao fa mahatahotra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] used of that which is stretched or made to be tense
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] À tendre, qu'on tend
Fototeny  6  diridiry
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny adiridiry io

Fivaditsoratra  12  adiridiry, aridiridy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21