Teny iditra diridiry (diry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy enti-milaza: fihenjanana tsy mety milefitra
¶ ny maso mivandraka sy misokatra be
¶ fihenahenana na kiry tafahoatra izay manjary avona sy fireharehana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy tenseness, tension. See dibadiba [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Tension, raideur, ballonnement, gonflement, se dit aussi des yeux gros [Abinal 1888]
Sampanteny 
Fifanahafana  dibadiba

2016/06/26