Teny iditra | adona (dona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | Adona | ||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Adona, Adana [2.996] | ||||||||
Addan, Addon [2.996] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Addân, Addôn [2.996] | ||||||||
Ohatra | Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy):
[2.996] | ||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||
Tsipelina hafa | Adana | ||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Adona | ||||||||
Lahatsoratra | [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Adona] | ||||||||
Fivaditsoratra | adano, adona, andao, doana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |