|
|
|
|

Teny iditra1  adongaingy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao midongaingy, izany hoe mikainkona mihaona amin' ny...: Nadongaingin' ny fitondranci entana ny lohan' i Rainiraoty ka zary nilentikatao amin' ny lamosiny
Fototeny  4  dongaingy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  adongaingy, nidogagany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21