Teny iditra | 1 dongaingy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona fohy vozona na fohy tenda ka ny lohany toy ny milentika ao anatin' ny lamosiny, noho ny fitondrana enta-mavesatra lava na antony hafa. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#114] Qui a le cou court et la tête enfoncée dans les épaules, par suite d’un lourd fardeau ou pour une autre cause |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |