Teny iditra adongaingy (dongaingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao midongaingy, izany hoe mikainkona mihaona amin' ny...: Nadongaingin' ny fitondranci entana ny lohan' i Rainiraoty ka zary nilentikatao amin' ny lamosiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adongaingy, adongaingiko, adongainginao, adongainginy, adongaingintsika, adongainginay, adongainginareo, adongaingin', adongaingin-, adongaingim-
Ny lasa : nadongaingy, nadongaingiko, nadongainginao, nadongainginy, nadongaingintsika, nadongainginay, nadongainginareo, nadongaingin', nadongaingin-, nadongaingim-
Ny hoavy : hadongaingy, hadongaingiko, hadongainginao, hadongainginy, hadongaingintsika, hadongainginay, hadongainginareo, hadongaingin', hadongaingin-, hadongaingim-
Filaza mandidy : adongaingeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05