Teny iditra ady fombo
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   [Bara] ady, ady saritaka [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [Rakotosaona 1972]
   [ adifombo ] [Tanosy] Adilahy [Rakotosaona 1972]
   [ adifombo ] adilahy [Akademia 2005]
   fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [Akademia 2005]

2012/05/14