Teny iditra | fombo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fandikana anglisy | afraid; on the alert. (Prov.) [Richardson 1885] | |
Teny iditra | fombo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] hatairana [Rakotosaona 1975] | |
[Bara] hatezerana miteraka ady [Rakotosaona 1975] | ||
[Sihanaka] havinirana, ady fombo, ady ratsy [Rakotosaona 1975] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |