Teny iditra | 1 ady fombo |
Singan-teny | 2 ady, fombo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bara]
ady, ady saritaka 5 [1.78] [Betsimisaraka] korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo 6 [1.78] [Tanosy] [adifombo] Adilahy 7 [1.62][adifombo] adilahy 8 [1.62] fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |