Teny iditra ady sahala
Singan-teny ady ; sahala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ady tsy misy resy, tsy misy maharesy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A battle or quarrel in which the parties are equally matched, no advantage accruing to either. ady mira, ady mitovy, ady samby etsaka, are also used in the provinces. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Combat égal, match nul [1.5]
Tovy hevitra ady mira ~ ady mitovy ~ ady samby etsaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01