Teny iditra | sahala | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Famaritana malagasy | Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo ¶ Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa ¶ Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany. [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana anglisy | alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy [Hallanger 1973] | ||||||
Fandikana frantsay | identique, même [Hallanger 1974] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Endriteny |
| ||||||
Teny mitovy hevitra | sahalahala ~ mitovitovy ~ mifanahantsahana ~ mifanahatahaka ~ mifanendrahendra ~ mifandraidraika ~ mifandrindrarindra ~ mifanakaikikaiky ~ mifanentanentana ~ mifanendrihendry | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny iditra | sahalà | ||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra sahala | ||||||
Fandikana frantsay | soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [Abinal 1888] | ||||||
Teny iditra | sahala | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Famaritana malagasy | [Tanosy] antonona: vilany sahala [Rakotosaona 1975] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |