|
|
|
|

Teny iditra1  ady volom-balala
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ady atao amin' ny zavatra tsy dia inona akory
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A quarrel about something of no consequence; a causeless brawl
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] disputes pour des riens, comme sur la couleur des sauterelles
6  [3.1] querelle pour des queues de cerises
Singan-teny  7  ady, volo, valala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07