|
|
|
|

Teny iditra1  aefitra
Fototeny  2  efitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao efitra, atao manelanelana: Ity lamba ity aefitra ny atody sy ny vilia
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#120] Qui doit servir de séparation
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  aefitra, afetray, irafeta, tafaery

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26