Teny iditra efitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo
¶ Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a partition ; a border or boundary [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas)
¶ Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire) [Abinal 1888]
 cloison, séparation [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny efitse
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra efitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] faritra [Rakotosaona 1972]
 Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika. [Rajemisa 1985]
 tany karankaina tsy misy mponina [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy a desert, a wasteland [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay désert [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar [Abinal 1888]
 terre inhabitée [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/05/16