Teny iditra | 1 aelezo |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aely [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#123] |
Ohatra |
4 [2.895#] aelezo ny tsìnainy, hoy ny horaky ny miaramila. 5 [2.996] ary ny ampahatelony dia aelezo ho amin'ny rivotra; 6 [2.996] Kapaho ny hazo, tapaho ny rantsany, ahintsano ny raviny, aelezo ny voany; |
Fototeny | 7 ely |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |