Teny iditra aelezo (ely)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aely [fitanisana]
Ohatra 
1ary ny ampahatelony dia aelezo ho amin'ny rivotra; [2.996]
2Kapaho ny hazo, tapaho ny rantsany, ahintsano ny raviny, aelezo ny voany; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31