Teny iditra | 1 aelo |
Fototeny | 2 elo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ampiasaina hatao elo; iarovana amin' ny hainandro na ny orana: Ravin' ampanga no naelon' ny ankizy ny zazavavy nanao fampitaha |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 aelo, aleo, aloe, aole, elao, eloa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |