Teny iditra elo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana [Rajemisa 1985]
   trano heva [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   a parasol or umbrella [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   parasol, parapluie [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   petit hangar, chalet; parapluie [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Elo manga miofon'andro ambony loha; [Rajaobelison: Mpanjono]
2Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena. [Randriamamonjy: Tantara, takila 390]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra elo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] fialonana [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra elo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] aretina [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] maladie (en général) [Deschamps 1936]
Voambolana  

Teny iditra elo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] fanahy [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/09