Teny iditra | aely (ely) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be scattered, to be disseminated ; [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille [1.8] | ||||||||
Ohatra | Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
[2.508] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aely, elay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |