Teny iditra | 1 aeroplanina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 voromby, fiaramanidina [3.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 an airplane [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 un avion, un aéroplane [3.1] |
Ohatra |
6 Ny fikarohan' ny olomahay no nahavitany ny aeroplanina, ny otomobilina, ny milina isan-karazany. [2.332#] 7 aeroplanina mahay mipetraka an-drano no tonga voalohany (hydravion) vao tonga ny aeroplanina mahay mipetraka amin' ny tany. [2.113#] |
Voambolana |
8 Fitaterana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/05/28 |