Teny iditra | aetry (etry) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be reduced in rank, to be humbled [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3] | ||||||||
Qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8] | |||||||||
Ohatra | ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry.
[2.996] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aetry io | ||||||||
Fivaditsoratra | aetry, arety, atery |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |