|
|
|
|

Teny iditra1  afa-baràka
Singan-teny  2  afaka, baka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] afa-boninahitra
5  [1.1] very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao
Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory
Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] disgraced, dishonoured
7  [1.7] put to shame
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3, 1.8] déshonoré
Ohatra  9  Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62]
Tsipelina hafa  10  afaboroka
Tovy hevitra  11  afa-pofona
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny afa-baràka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13