|
|
|
|

Teny iditra1  afa-dranompanala
Singan-teny  2  afaka, rano, fanala
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  5  enti-milaza ny rano hafanaina ka vao matimaty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  le matin après l' évaporation de la rosée : vers huit heures du matin [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/14