Teny iditra fanala
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ranonando mandry hita mivaingana fotsifotsy kely eny an-tendron' ny ahitra na miendrika tranonkala eny am-potony
¶ Hatsiaka fatratra: Matin' ny fanala ny tsaramasonay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy hoar frost, excessive cold, snow (?). [Richardson 1885]
 cold, frost [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gelée blanche, froid [Hallanger 1974]
Lahatsoratra 

Teny iditra fanala (ala)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manala, manesotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [Mod. s. from manala (ala).] That which removes or takes away. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay manière d'enlever, d'arracher, de délivrer; ce qu'on arrache, qu'on délivre [Abinal 1888]
Famaritana frantsay  [Sihanaka] (de ala : sortie, enlèvement) Certaines maladies sont considérées comme résultant de la pénétration dans le corps d'insectes ou autres petits êtres vivants (notion souvent confondue avec de vagues idées sur la microbiologie). Dans ce cas, le mpimasy doit, par un tour de préstidigitation courant, avoir l'air d'extirper de l'organe atteint par les bestioles incriminées. Il les a bien entendu amenée avec lui, dans l'attirail qui ne le quitte jamais. Parmi les plantes censées faciliter cette opération, celle dont on administre le plus souvent la décoction très amère- est : Pauridiantha lyallii (Baker) Bremek.(Rubiaceae). C'est un bon fébrifuge (voir dontory). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Fitovian-keviteny fanalana
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fanala (ala)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanala telo ambin' ny folo amin' ny roapolo? [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny fanalana

Teny iditra fanala (ala)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo alana, azo esorina: Tsy fanala ny harato roha tsy efa mitohy tsara ny taolana tapaka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanala
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Jiro voafefy fitaratra miaro azy amin' ny rivotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A lantern [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lanterne [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: fanal.

2018/11/17