Teny iditra | 1 afa-drofy |
Singan-teny | 2 afaka, rofy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Free from disease. [1.2] |
Tovy hevitra | 6 tsy tian-drofy |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny afa-drofy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |