Teny iditra | 1 afa-kenatra |
Singan-teny | 2 afaka, henatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [henatra, shame.] Free from all sense of shame; having done all that could be expected. [1.2] |
Tovy hevitra | 6 afa-tondro maso |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny afa-kenatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |