Teny iditra | afa-tondro maso | |
Singan-teny | afa- (afaka) ; tondro ; maso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza: Afa-tondro maso isika fa naharesy [1.1] | |
Tovy hevitra | afa-kenatra | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afa-tondro maso io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |