|
|
|
|

Teny iditra1  afa-po
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana [1.1]
4  Leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny) [1.1]
5  Miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Satisfied [1.2, 1.7]
7  Satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  Satisfait [1.8, 1.13]
9  Rassasié [1.8]
10  Assouvi [1.13]
Ohatra  11  Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. [2.470#]
Singan-teny  12  afaka, fo
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny afa-po io

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13