|
|
|
|

Teny iditra1  afa-tondro maso
Singan-teny  2  afaka, tondro, maso
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza: Afa-tondro maso isika fa naharesy
Tovy hevitra  5  afa-kenatra
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny afa-tondro maso io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10