|
|
|
|

Teny iditra1  afa-kenatra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [henatra, shame.] Free from all sense of shame; having done all that could be expected.
Singan-teny  5  afaka, henatra
Tovy hevitra  6  afa-tondro maso
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny afa-kenatra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10