Teny iditra afa-bela
Singan-teny afa- (afaka) ; -bela (vela)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Resy tamin' ny fanorona ka nanarina ny fahareseny indray [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05