Teny iditra vela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalanonana; fainetrahana, famoizana; fanomezan-dalana, famindram-po amin' ny hadisoana vita [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra vela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trosa alan' izay resy amin' ny lalao fanorona
Ilazana koa ny vato telo sisa amin' ny fanoron-dimy, na ny vato dimy amin' ny fanoron-tsivy [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra vela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sisa tavela tamin'ny zavatra nohanina na nampiasaina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Déchet, résidu [1.13]
Sampanteny 
Mpanahaka  faika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17