Teny iditra | afa-dranompanala | |
Singan-teny | afa- (afaka) ; ranom-panala | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny rano hafanaina ka vao matimaty [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le matin après l' évaporation de la rosée : vers huit heures du matin [2.415] | |
Voambolana | Fotoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |