|
|
|
|

Teny iditra1  afa-dratsiaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza vehivavy bevohoka nomena izay tiany hohanina ka tsy maniry intsony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] The condition of a pregnant woman who has eaten that for which she had a great longing.
Singan-teny  5  afaka, ratsy, aina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny afa-dratsiaina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07