Teny iditra afa-dratsiaina
Singan-teny afa- (afaka) ; ratsiaina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza vehivavy bevohoka nomena izay tiany hohanina ka tsy maniry intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The condition of a pregnant woman who has eaten that for which she had a great longing. [1.2]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24