|
|
|
|

Teny iditra1  afa-drofy
Singan-teny  2  afaka, rofy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Free from disease.
Tovy hevitra  6  tsy tian-drofy
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny afa-drofy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10