|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  afahana
Fototeny  2  afaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] to be set free
5  [1.2] to be released, disengaged
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Qu'on délivre, qu'on affranchit, qu'on exempte, qu'on absout
7  [1.8] qu'on libère
Ohatra  8  Mipetraka foana ny fanontaniana mba hahalalana hoe iza no afahana. [1.369#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny afahana io

Teny iditra (2/3)14  afahana
Fototeny  15  fahana
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1#26] Atao sakafo homena ny vahiny: Inona no hafahana ireto vahinintsika fa ny vary itỳ tsy misy, ny hena tsy misy?
Atao fahan' ny basy, na bala asisika amin' ny basy hitifirana
Fanazavàna teny anglisy  18  [1.2#147] used of that which is presented or employed as a fahana .
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3#137] à qui on offre un cadeau en vivres, à qui on donne la nourriture, la ration, qu'on fait manger, qu'on charge, qu'on monte, à quoi on met pour trame
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)24  afahana
Fototeny  25  fahana
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  27  [1.2#147] [Provincial] used of that which supports something else
Haiendriteny 
28  Ny ankehitriny :
29  Ny lasa :
30  Ny hoavy :
31  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  32  afahana, anafaha, anahafa, faha~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02