Teny iditra | afaka adidy | |
Singan-teny | afaka ; adidy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy miantoka izay hahavitan' ny zavatra iray na izay ho fandehany satria efa nanao izay tokony hatao [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | être dégagé de toute responsabilité [1.5] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |