Teny iditra | afaka olana | |
Singan-teny | afaka ; olana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Voamboatra ny nanahirana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [olana, a twisting.] Free from inconvenience, impediment, hindrance, or misunderstanding; frequently used of women in pregnancy. [1.2] | |
To explain one's way out of a difficulty [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Délivré d'embarras [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/15 |