|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  olana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Randrana, fifadidirana: Tsy haiko vahana io olana io fa mifadiditra aoha izany
4  Fanodinan-javatra miankavia ny ilany, miankavanana ny ilany: Tsy laitra olana ity lamba ity fa henjana
5  Fisaritahana, fisafotofotoan-javatra: Misy olana saro-bahana amin' io raharaha io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  twisting [1.2]
7  a twisting; a strand in a rope; a problem [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  entortillement; toron dans une corde; problème, difficulté [1.8]
Ohatra  9  Tsy nisy olana tao, fa avy hatrany dia roso indray ny dia, olona roa lahy tompon-tany ihany koa no nitarika. [2.472]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)26  olana
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28  (sens général : tordu, ramifié ; allusion au rhizome charnu qu'on recherche activement) Vigna capensis (E. Mey.) Walp. (Fabaceae). D'après Descheemaeker, le rhizome, assez gros, est quelquefois enterré à 1 m de profondeur, souvent plus superficiel dans les rocailles. On le coupe en rondelles, consommées après cuisson comme aliment de disette. Mais en temps normal, ces rondelles sont données crues aux animaux ; spécialement aux porcs et aux boeufs de fosse qu'on veut engraisser. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  31  alona, alòna, lañoa, laona, loana, olana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11