Teny iditra afa-liana
Singan-teny afa- (afaka) ; liana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Afa-potamin' ny fialam-boly na tamin' ny fialan-tsasatra ka tsy maniry ny hanohy intsony; tsy manan-javatra irina hojerena na hohanina intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24