Teny iditra liana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy strongly desiring something; impatient [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay avide, impatient [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31