Teny iditra afanana (afana)
Sokajin-teny matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy Diovina, halavitina ny ratsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be purified by the ceremonies of the afana. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Qu'on asperge, purifie, exorcise [Abinal 1888]
Endriteny 
afanana
afanako
afananao
afanany
afanantsika
afananay
afananareo
afanan'
afanan-
afanam-
afana-
nafanana
nafanako
nafananao
nafanany
nafanantsika
nafananay
nafananareo
nafanan'
nafanan-
nafanam-
nafana-
hafanana
hafanako
hafananao
hafanany
hafanantsika
hafananay
hafananareo
hafanan'
hafanan-
hafanam-
hafana-
afano

Teny iditra afanaña
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] hatsembohana [Rakotosaona 1972]

2013/09/05