Teny iditra afana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy A) Ny fombafomba rehetra entina manadio na manalavitra ny ratsy, ny loza atahorana: Fanaon' ny olona ny manao afana rehefa avy mandevina
b) Ny zavatra ampiasaina amin' izany: rano, ram-biby vonoina...: Zatovo telo lahy no nitondra ny afana nialoha ny vahoaka
Ny omby vonoina amin' ny fandevenana: Omby folo no natao afana tamin' ny nandevenana an-dRandriamanalina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sprinkling the body with water which has been consecrated to the idols; putting lines or points of white earth on the forehead; putting charcoal on the forehead; wearing pearls on the feet; a necklace of herbs; drenching the whole person while still clothed, for the removal of impurity contracted by contact with a corpse or anything unclean; or seeking freedom from some witchcraft or charm. A ceremony performed at the graves of deceased relatives, or at times of general sickness or epidemic. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom générique des puritications extérieures et pratiques superstitieuses usitées pour éloigner un mai ou le prévenir, pour purifier des souillures contractées auprès d'un mort ; purification, aspersion, bain
Matières employées pour cela: l'eau lustrale, le sang des victimes, objets qu'on porte sur soi
Le bœuf tué aux funérailles [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : afana, afako, afanao, afany, afantsika, afanay, afanareo, afan', afan-, afam-, afa-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra afana
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Niavian' ny hoe: miafana [1.1]

Teny iditra afana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Hatsembohana [1.78]
Haiendriteny 
Tsotra : afana, afako, afanao, afany, afantsika, afanay, afanareo, afan', afan-, afam-, afa-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31