|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  afanana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Diovina, halavitina ny ratsy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be purified by the ceremonies of the afana.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Qu'on asperge, purifie, exorcise
Fototeny  6  afana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  afanaña
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Betsimisaraka] hatsembohana

Fivaditsoratra  14  afanaña, afanana, anafana, fana~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16