Teny iditra | 1 afa-paty |
Singan-teny | 2 afaka, faty |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena; nihodivitra ny loza [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [faty, a corpse.] Rescued from imminent danger; capable of self-defence, as full-grown fowls; disheartened; used of something successfully completed without defect, as a capital (stone-work), a water-pot, etc. [1.2] |
Tovy hevitra | 6 afa-doza |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |