|
|
|
|

Teny iditra1  afa-po
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana
leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny)
miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] satisfied
5  [1.2] satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8, 1.13] satisfait
7  [1.8] rassasié
8  [1.13] assouvi
Ohatra  9  [2.470#] Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny.
Singan-teny  10  afaka, fo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny afa-po io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07